AWR Malagasy / Malgache

By Adventist World Radio

Listen to a podcast, please open Podcast Republic app. Available on Google Play Store and Apple App Store.


Category: Christianity

Open in Apple Podcasts


Open RSS feed


Open Website


Rate for this podcast

Subscribers: 2
Reviews: 0
Episodes: 264

Description

Daily Radio Programs in Malagasy (Malgache) from Adventist World Radio

Episode Date
1- Ny Teniny no mitarika ny lalanao ho amin39;ny fiainana mandrakizay 2- Iankinan39;ny ainao ny fanapahan-kevitrao 3- Ny anio ihany no anao Fizarana faharoa 4- Famindrana zanak39;anana 5- Andro fanavotana
May 20, 2024
1- Mahatoky an39;i Dada aho 2- - Jus voatango 3- Valisoan39;ny vovela heloka 4- Mr SOLOFO Marolambo ( Manova fiainana ny fihainoana ny AWR) 5- Ny fitoerana Masina any an-danitra
May 19, 2024
1 - Miomàna 2 - Isaia toko faha sivy ambiny roapolo 3 - Mahafantatra ny zava-miafina fiz fahatelo 4 - Ny Mpahary sy ny famoronana fiz voalohany 5 - Fahazavana avy ao amin39;ny Fitoerana Masina
May 18, 2024
1 - Famirapiratana marina sa sandoka 2 - Mariage Fiz faha efatra 3 - Iza no mpanjakanao 4 - Fahaizana miresaka fiz fahaenina 5 - Entanin39;ny fanantenana, fianarana fanampiny
May 17, 2024
1 - Safidinao ny hahatsara na tsia ny fiainanao 2 - Fiadiana @Dinta an-tanimbary 3 - Fahatokiana avy amin39;ny fahazavan-tsaina 4 - Ny hena - ( Fizarana 1) 5 - Ny 2300 Andro
May 16, 2024
1 - Manasitrana ny famelan-keloka 2 - Solomona 3 - Mijere lafitsaran-javatra 4 - Ireo 2300 andro ao amin39;ny Daniela 8
May 15, 2024
1 - Aza mihemotra raha te handroso 2 - Fikaran39;ny tosi-dra 1 3 - Ny fitarihana 02 4 - Ny herisetra ny vokany sy ny fiatraikany 02 5 - I William Miller sy ny Baiboly
May 14, 2024
1- Miainà ampifaliana 2- Faniriana arahana vina 3- Ny anio ihany no anao Fizarana voalohany 4- Fambolena zanak39;anana ambonyB 5- Mihomana amin39;ilay fotoana
May 13, 2024
1- Poteho dieny zao ny fahazaran-dratsy 2- Flan vita amin39;ny Brocolie 3- Ny herin39;ny vavaka 4-Ny asan39;ny AWR + valim-panotanin39;ny mpihaino & famba fitoriana amin39;ny haino aman-jery 5- Teny fikasana ny amin39;ny fiverenany
May 12, 2024
1 - Aza mandainga, aza miatsaravelatsihy 2 - Isaia toko faha valo ambiny roapolo 3 - Mahafantatra ireo Zava-miafina fiz faharoa 4 - Jesosy manerana ny Soratra Masina, fiz faharoa 5 - Entanin39;ny fanantenana
May 11, 2024
1 - Manomeza dia omena 2 - Mariage fiz fahatelo 3 - Aoka ho tsy misy tsiny ianao 4 - Fahaizana mifampiresaka fiz fahadimy 5 - Ireo vavolombelona roa, fianarana fanampiny
May 10, 2024
1 - Tsy izay lazaina, fa izay atao 2 - KRISTY SY MPAMINANY SANDOKA 3 - Iza no namako 4 - Nitsangana tamin39;ny maty ireo vavolombelona roa
May 08, 2024
1 - Mahaiza misafidy 2 - Fitsaboana kohaka (toux) 3 - Tena iray 4 - Ny herisetra ny vokany sy ny fiatraikany 01 5 - Novonoina ireo vavolombelona roa an39;ny tenin39;Andriamanitra
May 07, 2024
1- Voka-dratsin39;ny fangatahan39;andro 2- Andriamanitry ny fahasoavana 3- Fampivadiam-boly tsy mety mirindra eo amin39;ny toerana iray 4- Ireo vanim-potoana ara-paminaniana voarakitr39;ireo vavolombelona roa
May 06, 2024
1- Manaova ny marina 2- Gateau Sinoa tsy mila lafaoro 3- Fitahiana sandoky ny fahotana 4- Ny asan39;ny AWR sy Tmg + valim-panotanin39;ny mpihaino & famba fitoriana amin39;ny haino aman-jery 5- Ireo Vavolombelona roa
May 05, 2024
1 - Aza misalasala @ fanarahana an39;Andriamanitra 2 - Isaia toko faha enina ambiny roapolo 3 - Manajà ny rainao sy ny reninao 4 - Hoy jesosy mankanesa aty Amiko 5 - Finoana, na inon-kidoana na inon-kitranga
Apr 27, 2024
1 - Mahalala izay mety ho anao Andriamanitra 2 - Mariage 01 3 - Ny hamafin39;ny fonareo 4 - Mijoro ho amin39;ny fahamarinana, fianarana fanampiny
Apr 26, 2024
1 - Mahereza mianara miantehitra amin39; Andriamanitra 2 - Ny ananambo 3 - Nofo iray ihany ireo 4 - Nampaherezin39;ny fanantenana
Apr 25, 2024
1 - Aoka hanana fisainana madio 2 - Tahak39;izay aho nandefitra 3 - Indreto izahay sy ny zaza izay nomenao anay 4 - Ny kintan39;ny marainan39;ny fanavaozana ara-pivavahana
Apr 24, 2024
1- Miandry anao ny fiainana mandrakiza 2- Fisorohana ny thrombose 3- Fianakavian39;ilay mpiambina ny fonja 4- Hery hijoroana
Apr 23, 2024
1- Meteza ahitsin39;Andriamanitra 2- Fiaraha-monina sy ny fihavanana 3- Fianakaviana voatahy 4- Mandresy ny haizina ny hazavana
Apr 22, 2024
1- Aoka hiaina amin39;ny tenin39;Andriamanitra izay zaraina 2- Katlesy vita amin39;ny sosety 3- Ny ankohonan39;i Noa 4 - Mandresy ny haizina ny mazava
Apr 21, 2024
1 - Manantena lanitra vaovao sy tany vaovao 2 - Isaia toko faha dimy ambiny roapolo 3 - Efa nanatona ilay Dokotera mpandidy ny fo tena mahay v ianao ( Ford) 4 - Ravaka sady ravaky ny tokantrano ny vehivavy tsara 5 - Mijoro ho amin39;ny fahamarinana
Apr 20, 2024
1 - Miaramilan39;iza ianao 2 - Andraikitra sy adidy ateraky ny fanambadiana 3 - Voatahy kanefa voahenjika 4 - Mamiratra ao ami39;ny maizina ny mazava, fianarana fanampiny
Apr 19, 2024
1 - Isika tia satria izy efa tia antsika taloha 2 - Fanafodin39;ny tany lany tsiro 3 - Izay nataonareo tamin39;ireo madinika kely ireo 4 - 6 - Nohajambain39;ny andriamanitr39;izao tontolo izao ny sain39;ny tsy mino
Apr 18, 2024
1 - Tena tia antsika Andriamanitra 2 - Vitanao izany 3 - Rehefa mandalo fitsapana 4 - Hafatro 5 - Miasa amin39;ny alalan39;ny fisainan-tsika ny Fanahy Masina
Apr 17, 2024
1- Midira amin39;ny vavahady ety mba ho vonjena 2- kohoka sy Asthme 3- Ny herin39;ny fanantenana 4- Voaron39;ny Teny
Apr 16, 2024
1- Koa miomana fa ho avy Jesosy 2- Fiheveran-tena ho ambony 3- Zava-poana ihany koa izany (Fampirafesana) 4- Ireo amboadia
Apr 15, 2024
1- Halaviro ny ratsy ka manaova soa 2- Manodina letchi ho lasa sirop 3- Ny tanjaky ny fifankatiavana 4- Mamiratra ao amin39;ny maizina ny mazava
Apr 14, 2024
1 - Na ny fahavalo aza avadik39;Andriamanitra hahasoa anao 2 - Isaia toko faha efatra ambiny roapolo 3 - Ny mpianakavin39;ny rainao 4 - Mamiratra ao amin39;ny maizina ny mazava
Apr 13, 2024
1 - Mijoro toa an39;i Noa 2 - Ny fisitahana 3 - Ny fitiavantenan39;i Davida 4 - Fitiavana sa fitiavantena? Fianarana fanampiny
Apr 12, 2024
1 - Any dia misy mihevitra anao 2 - Sady Zezika no sakafon39;ny Omby 3 - Ho tafara-dalana ve ny roa raha tsy efa nifanaiky 4 - Ianao 5 - Lovam-pitiavana
Apr 11, 2024
1 - Didimpanana ho anao 2 - Mba tiako anie ry Neny e 3 - Ny safidy 4 - Ny safidiko 5 - Miahy ny fiaraha-monina
Apr 10, 2024
1- Misy fetrany ny zavatra vitan39;ny vola 2- Fisorohana sy fitsaboana ny fitohanana 3- -Famoronana Fizaranafahasivy 4- Ny ivon39;ny zava-drehetra 5- Fahatokiana eo amin39;ny fanenjehana
Apr 09, 2024
1- Aoka ho mpijery ny lafi-tsarany 2- - Manatratra ny idealy 3- Herezo 4- Ireo olana mitranga matetika ao amin39;ny ankohonana 5- Fiarovana an39;ireo Kristiana tamin39;ny nadaravana an39;i Jerosalema
Apr 08, 2024
1- Katsao 39;lay vatosoa sarobidy eo aminao sy ny hafa 2- Paty sosety 3- Ilay basy kanto indrindra 4- hampody ny fony ray amin39;ny zanaka (fampidirana ) 5- Mpamonjy torotoro fo
Apr 07, 2024
1 - Ny anjelin I Jehovah 2 - Isaia toko faha telo ambiny roapolo 3 - Inona no hiarovan39;ny zatovo ny lalany tsy ho voaloto 4 - Tenin39;Atra loharanon39;aina fizarana faharoa 5 - Fitiavana sa fitiavantena
Apr 06, 2024
1 - Aza mitsaratsara 2 - Fiverenan39;i Jesosy 3 - Misy tokoa ve Andriamanitra 4 - Fahaizana mifampiresaka fiz fahatelo 5 - Ilay ady ao ambadiky ny ady rehetra, Fianarana fanampiny
Apr 05, 2024
1 - Asehoy, zarao @ hafa ny maha kristiana anao 2 - Isaia toko faha fito ambiny roapolo 3 - Mahafantra ireo zava-miafin39;ny fiainana 4 - Jesosy manerana ny Soratra Masina 5 - Ireo vavolomelona roa
Apr 04, 2024
1 - Tsy hainao ny hatanjaka sy handresy hatramin39;ny farany raha tsy eo Jesosy 2 - Mariage fiz faharoa 3 - Mahasambatra kokoa ny manome 4 - Fahaizana mifampiresaka fiz fahaefatra 5 - Finoana, na inon-kidoana na inon-kitranga, fianarana fanampiny
Apr 03, 2024
1 - Jesosy zanaka39;Andriamanitra irery no mpamafaka 2 - Sady Zezika no sakafon39;ny Omby 3 - Mifaly ao firaisana ao @ Kristy 4 - Diabeta 1(Dr Solofo G) 5 - Ny fankatoavana vokatry ny finoana
Apr 02, 2024
1 - Araraoty ny mifaly mandrakariva 2 - Kristy sandoka 3 - Fitiavana sandoka 4 - I Kristy irery ihany fahasohavana irery ihany
Apr 01, 2024
1- Tsy misy fakam-panahy mahazo afa tsy izay zaka 2- Ody fahotana 3- Gervais (Jamba) - Fampaherezana 4- Ilay ady tany an-danitra
Mar 31, 2024
1 - Ny adala manao anakam-po hoe tsy misy Andriamanitra 2 - Fisoroana ny homamiadan39;ny tsinay 3 - Famoronana 10 4 - Ny rarintsaina sy ny manodidina azy 5 - Azavain39;ny Fanahy
Mar 30, 2024
1- Aza manahy ianareo, matokia an39;Andriamanitr 2- Fitiavan-tena sy fakafizan-tena 3- Andriamanitry ny fahasoavana Fizarana voalohany 4- Fampivadim-boly amin39;ny toerana iray 5- Mampita ny Tenin39;Andriamanitra
Mar 29, 2024
1- Aoka ho androm-pitahiana ny andronao anio 2- Godrogodro vermicel 3- Fiarovana 4- Gervais (Jamba) Fampaherezana 5- Ny tenin39;Andriamanitra irery ihany
Mar 28, 2024
1 - Tandremo ny tombatombana mialoha 2 - Ny tenako manontolo 3 - Ilay vohitry ny fanantenana 4 - Miandry ao amin39;ny Sabata fitsaharan39;Andriamanitra
Mar 27, 2024
1 - Mazotoa fa aza miandry diso aoriana loatra 2 - Colite aretin39;ny tsinay be 3 - Famoronana 07 4 - Ny fanambadiana 02 5 - Mitondra ny amboara
Mar 26, 2024
1- Aza manaiky ho resin39;izay vato misakana 2- Ny tahotra (Fizarana Fahatelo) 3- Miandrasa an39;i Jehovah Hianao 4- Fomba fambolena ara-boajanahary 5- Fiadanan39;ny zaza maoty eo amin-dreniny
Mar 25, 2024
1- Ny tsiky sy ny fahanginana 2- Lasary voatavo 3- -Toe-panahy tsara 4- Kira Armand - Marolambo - Ny soa azo tamin39;ny fihainona AWR 5- Antso ho amin39;ny fiandraasana
Mar 24, 2024
MLGTN_AWRx_20240323_7
Mar 23, 2024
1 - Mahay ny zavatra rehetra aho 2 - Andriamanitra fitiavana 3 - Ao @ mangingina 4 - Fahaizana miresaka fiz faharoa 5 - Tsy mitsahatra mankalaza an39;Andriamanitra, fianarana fanampiny
Mar 22, 2024
1 - Aza manao vava-ratsy 2 - Vomanga sy Saonjo lasa koba Fiz faharoa 3 - Izaho sy ny batisa fiz fararoa 4 - Fo mivonto 01( Dr Clarette) 5 - Ny fanatitra sitrak39;Andriamanitra
Mar 21, 2024
1 - Hialao ny fijerena lafiratsin-javatra 2 - Ady sy filazana ady 3 - Fiomanana fanadinana-2 4 - Ambarao any amin39;ny jentlisa ny voninahiny
Mar 20, 2024
1 - Aza maimay ny hitsara 2 - Fitsaboana ny Gastroanterite 3 - Famoronana 06 4 - Ny fanambadiana 01 5 - Jehovah o! Iza no hitoetra ao amin39;ny taberinakelinao
Mar 19, 2024
1- Manàna herin-tsaina hoe vitanao io 2- Mamela dia mba hoavela hianareo 3- Fampivadim-boly amin39;ny toerana iray 4- Mihirà fihiram-baovao ho an39;i Jehovah
Mar 18, 2024
1- Mino sy manantena ary miasa 2- Confiture courgette sy cannel ary citron 3- Tora-bato avy any an-danitra 4- Tmg Ferdinand (2) ( Jamba) Toliary - 5- Manadratà ny tananareo ho amin39;ny fitoerana Masina
Mar 17, 2024
1 - Manana finoana 2 - Isaia toko faharoapolo 3 - Mamela ny helony 4 - Ny tenin39;Atra sy ny heriny 5 - Tsy mitsahatra mankalaza an39;Andriamanitra
Mar 16, 2024
1 - Fiteny tsy mandratra 2 - Divorce fiz fahaefatra 3 - Ny fahamasinana 4 - Fahaiza-miresaka 5 - Fanirina fatratra an39;Andriamanitra any Ziona, fianarana fanampiny
Mar 15, 2024
1 - Tohizo ny dia, tratraro ny tanjona ninoninona mitranga 2 - Vomanga sy Saonjo lasa koba 3 - Andriamanitra hamaly 4 - Allergie Dr Jacky 5 - Tsy mihetsika tahaka ny tendrombihitr39;i Ziona
Mar 14, 2024
1 - Fa hahazo hery ianareo @ ilatsahan39;ny Fanahy Masina aminareo 2 - N39;aiza n39;aiza 3 - Fiainana ara-panahy mafy orina 4 - Fiomanana fanadinana 5 - Fiadanana any Ziona
Mar 13, 2024
1 - Mahay ny zavatra rehetra aho ao @ ilay mampahery ahy 2 - Fitsaboana Gastrite, Ulcère, Helicobactère 3 - Famoronana fiz fahadimy 4 - Ny fihavanana fiz faharoa 5 - Ziona fonenan39;ny firenena rehetra
Mar 12, 2024
1- Mety hanindrona ny fanapahan-kevitra tsy matotra atao 2- - Ny tahotra - Fizarana Faharoa 3- Miandrandra hoy Jesosy aminao Fizarana fahatelo 4- ady amin39;ny ramerina sy kimavo (mme Nirina) 5- Mangataha fiadanana ho an39;i Jerosalema
Mar 11, 2024
1- Mieritrereta tsara aloha zay vao manao zavatra iray 2- Sambatra ny mamaky sy mihaino 3- Fantaro ny AWR 4- Ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo
Mar 10, 2024
01 - Matokia 02 - Matio toko faha efatra 03 - Iza moa ilay Andriamanitra hiandanin-tsika 04 - Tompo sy Mpanjakantsika Fizarana voalohany 5 - Maniry fatratra an39;Andriamanitra any Ziona
Mar 09, 2024
01 - Izay zaka ihany no ampitondrain39;Andriamanitra 02 - Baiboly fototry ny fahalalana 03 - Mahery ao amin39;ny Tompo 04 - Torohevitra ho an39;ny Zatovovavy hanambady fizararana faha enina 5 - Mandray lesona avy amin39;ny lasa, fianarana fanampiny
Mar 08, 2024
01 - Misaotra Jesosy noho ny fitiavanao 02 - Zezika biolojika ventiny 4(Tech Joasy) 03 - Ny Batisa 04 - Torohevitra ho an`ny vehivavy mialoha ny hitondrany vohoka 5 - Ny fahefan39;Andriamanitra eo amin39;ny tantara
Mar 07, 2024
1 - Samy nomen39;Andriamanitra ny maha izy azy avy ny olona tsirairay 2 - Faly i Neny 3 - Fifandraisana mamonjy 1 4 - Fanabeazana ho an39;ny Ray aman-dReny 01 5 - IIlay fanoharana momba ny voalobok39;i Jehovah
Mar 06, 2024
1 - Mangina dia matokia an39;i Jehovah 2 - Fahasalamana ankapobeny Dr Harizava 3 - Manaiky hositranina 4 - Ny tokantrano 02 5 - Mahatsiaro ny tantara ary mibebaka
Mar 05, 2024
1- Rombay ny fanjakan39;ny Lanitra 2- Fitadiavana ny maha Izy anao 3- Misy iraka namoronan39;Andriamanitra sy nifidianany anao manokana 4- Lalàna fototra mifehy ny fambolena voajanahary 5- Mahatsiaro ny tantara ka midera an39;Andriamanitra
Mar 04, 2024
1- Ny adala manao anakam-po hoe tsy misy Andriamanitra 2- Mangeja sa manafaka 3- Fantaro ny AWR sy ny taona 2024 4- Mahatoky tanteraka Andriamanitra
Mar 03, 2024
1 - Tena mpiaramiasa amin39;Andriamanitra ve aho? 2 - Isaia toko faha sivy ambin39;ny folo 3 - Famonjena azo avy amin39;ny fitandremana ny lalàna sa fahasoavana 4 - Atao ahoana ny fianatra ny bbly 2 5 - mandray lesona avy amin39;ny lasa
Mar 02, 2024
1 - Mitondra anao mankaiza ny zavatra hankafizinao 2 - Hitovizan39;ny Baiboly sy ny coran 3 - Fanampiana ireo mamoy fo 4 - Fahaiza-mihaino 8 5 - Ho tahiana anie izay avy amin39;ny anaran39;i Jehovah, fianarana fanampiny
Mar 01, 2024
1 - Anao ny safidy 2 - Ady @ fositra fotsy 3 - Izaho sy ny batisa 01 4 - Style de vie torimaso 04 5 - Mpisorona mandrakizay araka ny fanaon39;i Melkizedeka
Feb 29, 2024
1 - Mahonona tena miambena fa miremby ny devoly 2 - Inona ny famantarana ny fiavianao 3 - Fiomanana fanadinana 01 4 - Mpanjaka mandrakizay manana fahefana tsy misy toa Azy
Feb 28, 2024
1 - Aza miankina amin39;ny fahalalanao 2 - Fomba fanatsarana fitadidiana 3 3 - Famoronana 04 4 - Ny fihavanana 01 5 - Mahatoky mandrakizay amin39;ny fanekeny Andriamanitra
Feb 27, 2024
1- ny olona mora tezitra manetsika dy ary ny olona masika be fahadisoana 2- Ny tahotra - Fizarana Voalohany 3- Miandrandra hoy Jesosy aminao Fizarana faharoa 4- Fikojakojana ny voly papay Fizarana faharoa 5- Ilay Mesia niaritra fahoriana
Feb 26, 2024
1- Efa nentin39;i Jesosy izay nentinao, azonao ny fandresena 2- Papay amin39;ny voanjo 3- Noho ny teninao 4- Tmg Ferdinand Jamba Fizarana faharoa - 5- Mpiandry ondry mahafoy tena
Feb 25, 2024
1 - Andriamanitra no mpahary antsika 2 - Isaia toko faha valo ambin39;ny folo 3 - Finoana tsy manafoana ny didy 4 - Atao ahoana ny fianatra ny Baiboly I 5 - Ho tahiana anie izay avy amin39;ny anaran39;i Jehovah
Feb 24, 2024
1 - Mahatsiarova ny andro sabata hanamasina azy 2 - Fifandraisan39;ny Silamo sy ny Kristianina 3 - Ny mpisikidy sy ny mpisandoka 4 - Fahaiza-mihaino VII 5 - Fahendrena ho enti-miaina am-pahamarinana, fianarana fanampiny
Feb 23, 2024
1 - Mivavaha ka aza mitsahatra 2 - Fiompiana tantely II 3 - Aza manameloka ny namanao 4 - Style de vie torimaso III 5 - Fitahiana avy amin39;ny fiainam-pahamainana
Feb 22, 2024
1 - Aza malaina fa tohizo ny dia 2 - Araho ny toro-marika 02 3 - Famantarana 4 - Fitiavana Sandoka 5 - Ny fitaky ny lalan-diso
Feb 21, 2024
1- Mitondra fiadanam-po 2- fomba fanatsarana fitadidiana 2 3- Famoronana 3 4- Fifanajana 04 5- Ny fizahan-toetry ny Tompo
Feb 20, 2024
1- Aoka ho mahatoky hatramin39;ny kely indrindra 2- Ny didy folon39;ny fanabeazana 3- Miandrandra hoy Jesosy aminao Fizarana voalohany 4- Fambolena Papay Fizarana voalohany 5- Mampianara anay hanisa ny andronay
Feb 19, 2024
1- Aza manaiky ho resin39;ny fahalemena, 2- Vary sy trondro 3- Maraina vao 4- Pst LOVA Ambijanandriana ( Antsirabe )- Ny Anjelin39;i Jehovah miaro ny olony 5-Ao am-poko no iraketako ny teninao
Feb 18, 2024
1 - Ny tena sakaiza 2 - Isaia toko faha fito ambin39;ny folo 3 - Didy vaovao no omeko anareo 4 - Ny Soratra Masina II 5 - Fahendrena ho enti-miaina am-pahamarinana
Feb 17, 2024
1 - Ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra 2 - Ny maha Andriamanitra an39;i Kristy 3 - Aza mamaly ratsy 4 - Fahaiza-mihaino VI 5 - Mihatra amin39;ny lanitra ny famindram-ponao, fianarana fanampiny
Feb 16, 2024
1 - Manàna fikirizana fa aza mora kivy 2 - Fiompiana tantely I 3 - Izaho sy ny didin39;Andriamanitra 4 - Fahamainan39;ny maso( Dr Solofo G) 5 - Aza misy adinoinao ny fitahiany rehetra
Feb 15, 2024
1 - Mba mahay manetry tena sy mahay mitia ve hianao 2 - Mbola hisy ve ny fanenjehana 3 - Aza ianteherana amin39;ny hafa ny fahombiazanao na tsia 4 - Dera ho an39;ilay Andriamanitra avo sy mpamindra fo
Feb 14, 2024
1 - Raiso ho anatra ny zavatra rehetra 2 - Fomba fanatsarana fitadidina 1 3 - Famoronana 02 4 - Fifanajana 03 5 - Raha mandinika heloka ianao Jahovah o
Feb 13, 2024
1- Manaova ezaka vaovao hatrany rehefa tsy mahomby 2- Ny fitiavan39;i Jesosy sy ny fanatrehany no tena zava-dehibe 3- Tombotsoa azo amin39;ny fampiasana Compost 4- Amorony fo madio aho Andriamanitra ô
Feb 12, 2024
1- Miara-miasa hahasoa 2- Mofomamy amin39;ny paoma 3- Fanatitra eken39;Andriamanitra 4- Tmg Pst Lova - Ambijanandriana ( Antsirabe )- Ny Anjelin39;i Jehovah miaro ny olony 5- Fa mandrakizay ny famindram-pony
Feb 11, 2024
1 - Finoana havitan-javatra na mafy aza ny manao izany 2 - Mikaroka fahamarinana 3 - Mihira ny Soratra Masina 4 - Mihiratra amin39;ny lanitra ny famindram-ponao
Feb 10, 2024
1 - Tia ny tenin39;Andriamanitra ve ianao 2 - Divorce III 3 - Ny haren39;ny Teniny 4 - Hitsangana aho, fianarana fanampiny
Feb 09, 2024
1 - Matokia an39;i Jehovah 2 - Fanamboarana ody biby 3 - Antso ho @ fitarihana 4 - Ny fitsaran39;Andriamanitra sy ny Fitoerana Masina
Feb 08, 2024
1 - Mampianara anay hanisa ny andronay 2 - Vary 2 Kapoaka 3 - Novelomina ary vonona 4 - Aborahy ny fahatezeranao
Feb 07, 2024
1 - Ny lanjan39;ny fiainana 2 - Famporisihana ny olona hamboatra sy hampiasa lava-piringa 3 - Fo sy vovoka 4 - Mandrapahoviana no hitsarana ireo tsy marina
Feb 06, 2024
1- Efa manana toerana any an-danitra ve isika 2- Sary momba ny tena 3- Raisintsika ny teniny 4- Rariny ho an39;ny ampahoriana
Feb 05, 2024
1- Miaraha mandeha amin39;Andriamanitra isan39;andro 2- Concombre Pane 3- Ny fifohazana sy ny Teniny 4- Andriamanitra Mpiady Mahery
Feb 04, 2024
1 - Ny vokatry ny fiavonavonana 2 - Isaia toko faha dimy ambin39;ny folo 3 - Mamaly ireo fanontaniana mahakasika ny Baiboly 4 - Ny soratra Masina 5 - Hitsangana aho
Feb 03, 2024
1 - Aza mandàny ny fiainana @ fiainan39;ny hafa 2 - Tsy miova ny tenin39;Andriamanitra II 3 - Lesona raisina amin39;ny fifanasan-tongotra 4 - Fahaiza-mihaino V 5 - Mihira ny fihiran39;i Jehovah any an-tany fivahiniana, fianarana fanampiny
Feb 02, 2024
1 - Mahaiza mihaino 2 - Zezika biolojika ranony IV 3 - Andriamanitra mahita ny zavatra rehetra 4 - Style de vie torimaso II 5 - Fa ndrao ny marina alaim-panahy
Feb 01, 2024
1 - Fantaro aloha ny antony vao mitsara 2 - Araho ny toro-marika 1 3 - Ataovy tahaka ny ho an39;ny Tompo 4 - Ny fangatahan39;andro 5 - Tsy ho tanteraka mihitsy ve ny teny fikasa39;Andriamanitra
Jan 31, 2024
1- Ny tena fototry ny tena fahasambarana 2- Ny fahasalman'ny vehivavy bevohoka 3- Ny famoronana 4- Ny fanahy no maha olona 5- Aiza Andriamanitra
Jan 30, 2024
1- Andraso minoa fa ho azonao izay tena mahasoa 2- Ny fahasambaran39;ireo manana firaisana amin39;i Jesosy 3- Fambolena tsaramaso fizarana fahatelo 4- Manakaiky ny fahafatesana
Jan 29, 2024
1- Tsy mahalala ny ampitso ianao fa ataovy izay tsara indrindra 2- Fihaviana roa 3- Tmg Francia - Ihosy (vita batisa AWR) & Jean Noel Besalampy (Sabata) 4- Ny andron39;ny faharatsiana
Jan 28, 2024
1 - Araky ny safidinao omaly no manorina ny ankehitriny 2 - Isaia toko faha efatra ambin39;ny folo 3 - Fitahiana entin39;ny Sabata 4 - Ny Baiboly 5 - Mihira ny fihiran39;i Jehovah any an--tany hivahiniana
Jan 27, 2024
1 - Ny hendry dia mahataona namana 2 - Tsy miova ny tenin39;Andriamanitra 3 - Varavaram-panantenana 4 - Fahaiza-mihaino IV 5 - Mihaino Jehovah ka mamonjy, fianarana fanampiny
Jan 26, 2024
1 - Fidio ny tsara 2 - Ny fanajana 3 - Miteny am-pahasohavana 4 - Ny taon-jatovo sy ny fanabeazana tokony ho azony 5 - Mpiaro sy mpanafaka
Jan 24, 2024
1 - Aoka hifaly amin39;ny fo 2 - Fisorohana ny tsy fanjarian-tsakafo eo amin39;ny vehivavy bevohoka 3 - Mifarana ny ady 4 - Fifanajana 01 5 - Aro ho antsika ao anatin39;ny andro sarotra
Jan 23, 2024
1- Aza malaky mitsara ny miseho ivelany fotsiny 2- Ny fanambonian-tena 3- Efa namela anao sahady Jesosy 4- Fambolena tsaramaso Fizarana faharoa 5- Azo antoka ny fiahian39;Andriamanitra
Jan 22, 2024
1- Aza mijanona noho ny tsikera fa mandrosoa hatrany 2- Saonjo ato salady 3- Ampandrosoy Izy 4- Tmg Francia - Ihosy (vita batisa AWR) & Jean Noel Besalampy (Sabata) 5- 02 - Lsn 04 Alahady - Tsy miafina amin39;Andriamanitra ny tenantsika
Jan 21, 2024
1 - Harena miafina ho anao 2 - Isaia toko faha telo ambin39;ny folo 3 - Jehovah manamasina 4 - Ny Fiangonan39;Andriamanitra 5 - Mihaino Jehovah ka mamonjy
Jan 20, 2024
1 - Mahaiza misaotra 2 - Zezika biolojika ranony II 3 - Tontolo iainana 29 ( An'Andriamanitra ny famaliana) 4 - Cataracte 02(Dr Solofo G) 5 - Marina indrindra ny teny vavolombelon39;Andriamanitra
Jan 18, 2024
1 - Mivavaha ka aza mitsahatra, fa izay mitady no hahita 2 - Zaza maha te ho tia 3 - Tandremo ny fo fiz 2 4 - Misy valiny ny zavatra rehetra 5 - Mahatsiaro mandrakariva ny fanekena nataony Andrimanitra
Jan 17, 2024
1 - Manaova soa 2 - Ny kisary momba ny tena 3 - Mamolavola ny toetranao sy manomana ny hoavinao Andriamanitra 4 - Fambolena tsaramaso 5 - Jehovah no mpanjaka
Jan 15, 2024
1 - Mangataha famelan-keloka, ary mamela heloka 2 - Bonbon vita avy @ voana mahabibo 3 - Fanamafisam-peo 4 - Pst Sitraka Dstrika - Fenoarivo be - Vokatry ny Alasaron39;ny faminanian39;ny Baiboly 5 - Jehovah no nanao antsika
Jan 14, 2024
MLGTN_AWRx_20240106_7
Jan 06, 2024
1 - Aza reraka mitady vahaolana 2 - Baiboly fototry ny fahalalana 3 - Mialoka amin39;i Jehovah 4 - Fahaiza-mihaino I 5 - Ny fomba famakiana ny Bokin39;ny Salamo, fianarana fanampiny
Jan 05, 2024
1 - Tsy ny mofo ihany fa ny tenin39;Andriamanitra ihany koa 2 - Asan39;ny vovom-boandelaka 3 - Aoka hanolo-tena 4 - ampihenana lanja (Dr Mahay Tia) 5 - Ny tontolon39;ny Salamo
Jan 04, 2024
1 - efa nentin39;i Jesosy izay entinao 2 - Ny fahendren39;i Tom 3 - Aza manahy II 4 - Mitovy ve ny fitiavana sy ny firaisana ara-nofo 2 5 - Omena hery ho tonga zanak39;Andriamanitra
Jan 03, 2024
1 - Koa mifaneke heloka ianareo 2 - Ny fikolokoloina ny maso 1 3 - Ny maika indrindra I 4 - Fametraha ny maha-izay sy ny fahatokisan-tena. 05 5 - Voadio ho tahaka an39;i Kristy isika
Jan 02, 2024
1- Eo analoanao ny safidy 2- Sambofiaran39;i Noa
Jan 01, 2024
MLGTN_AWRx_20231231_1
Dec 31, 2023
1 - Fitiavana sy fahasoavana maimaim-poana 2 - Isaia toko fahafolo 3 - Ny famoronana sy ny Sabata 4 - Batisa ara-Baiboly 5 - Ny fomba famakiana ny bokin39;ny Salamo
Dec 30, 2023
1 - Jesosy no lalana sy fahamarinana 2 - Baiboly fototry ny fahalalana 3 - Fiainana tsara 4 - Fahaiza-mifandray (Fintina 1-5) 5 - Ny fifaranan39;ny asan39;Andriamanitra, fianarana fanampiny
Dec 29, 2023
1 - Avelao ilay Raintsika any an-danitra no hitondra ny fiainanao 2 - Ravina Voanjobory ( Ady amin39;ny voalavo ) 3 - Izaho miresaka amin39;i Jesosy 4 - Tokony ho fantatra mahakasika ny tosi-drà 5 - Vita ny iraka
Dec 28, 2023
1 - Mahaiza mampiasa fotoana 2 - Voninkazo mahafinaritra 3 - Aza manahy 4 - Mila faharetana sy fihafiana raha te ho tafita 2 ( Rehefa izay dia izay 2) 5 - Faombiazana eo amin39;ny iraka
Dec 27, 2023
1 - Jehovah mahalala izay mahasoa 2 - NY soa entin39;ny sakafo sy ny fanampin-tsakafo 3 - Mpaminany Marina sy ny sandoka 4 - Fametraha ny maha-izay sy ny fahatokisan-tena. 04 5 - Ny fotoan-tsarotra farany
Dec 26, 2023
1- Izay tsy hahavery anao no ataony 2- Manana toky fa ho tody 3- Ireo izay nandratra anao tamin39;ny lasa 4- Natumad Fandonahana ny tany Fizarana faharoa 5- Ny hafatry ny anjely telo sy ny asany
Dec 25, 2023
1 - Tsy mivadika 2 - Isaia toko fahasivy 3 - Andriamanitra no namorona antsika II 4 - Ny fitsaran39;ny lanitra 5 - Ny fifaranan39;ny asan39;Andriamanitra
Dec 23, 2023
1 - Aza mora kivy fa mahereza, miadia mba handresy 2 - Divorce II 3 - Tahaka an39;i Kristy 4 - Tsy ifandovana ny toetra ratsy 5 - Estera sy Mordekay fianarana fanampiny
Dec 22, 2023
1 - Tsy manadino anao Andriamanitra 2 - Mahaiza mankatoa 3 - Efa nanatona ilay Dokotera mpandidy ny fo tena mahay v ianao ( Ford) 4 - Mila faharetana sy fihafiana raha te ho tafita 1 5 - Ho amin39;izao andro izao mihitsy
Dec 20, 2023
1 - Mandre Andriamanitra 2 - Fiadiana amin'ny aty matavy 3 - Fandrik'i Satana (II) - Aza manaiky ny fahagagana 4 - ny maha-izy anao sy ny fahatokisan-tena. 03 5 - Fijoroana ho vavolombelona nataon39;i Mordekay
Dec 19, 2023
1- Ny adala no manao hoe tsy misy Andriamanitra 2- Ny safidy sy ny fanapahan-kevitra 3- Taratasy misokatra nosoratan' I Jesosy ho anao 4- - Fandonahana ny tany (Fizarana voalohany) 5- Ao an-dapan'ny hafa firenena
Dec 18, 2023
1- Andriamanitra no aro sy hery ho antsika 2- Poivron voasesika 3- Tahotra ankasitrahana 4- Rija - Ihosy - Mpankafy sy mampihaino AWR 5- Babo tany amin39;ny kolontsaina vahiny
Dec 17, 2023
MLGTN_AWRx_20231216_7
Dec 16, 2023
1 - Aza mametraka ny fonao eto 2 - Haom-bary 3 - Izaho sy Jesosy (Jaona 3.16) 4 - Constipation 02 Dr W Colgate 5 - finoana ety ambonin39;ny tany
Dec 14, 2023
1 - Ny atao no miverina 2 - Tontolo iainana voakolo 3 - Fanantenana azo antoka 4 - Torohevtra ho an tanora manomboka mitia 5 - Roahy izy
Dec 13, 2023
1 - Anio no fotoana tokony hiovana 2 - Sakafo voalanjalanja 3 - Fandrik39;i Satana (I) - Aza manaiky ho rebirebena 4 - Fametrahana ny maha-izay sy ny fahatokisan-tena. 02 5 - Tany Tyro sy Sidona
Dec 12, 2023
1- Misaora amin39;ny zavatra rehetra 2- Vina na Faniriana 3- Sambatra ny madio am-po - Fizarana faharoa 4- Natu Fomba atao ahazoana masomboly voafantina Fizarana fahatelo 5- Mamonjy ny daholobe
Dec 11, 2023
1- Aza miova noho ny sakana fa tratraro ny tanjona 2- Confiture voatabia hazo 3- Samy mila Mpamonjy 4- Rija - Ihosy - Mpankafy sy mampihaino AWR 5- Mamita iraka any amin39;ny faritra hafa
Dec 10, 2023
1 - Ary mandalo izao fiainana izao sy ny filàny 2 - Isaia toko fahafito 3 - Sabata sa Alahady? 4 - Tena maty ve ny maty? 5 - Mamita ny iraka amin39;ireo tsy mbola nandre ny hafatra
Dec 09, 2023
1 - Inona no tena mampiseho fa tena manan-karena ianao? 2 - Baiboly fototry ny fahalalana 3 - Vavaka fanelanelanana nataon39;i Mosesy 4 - Fahaiza-mifandray III 5 - Mamita ny iraka aminireo izay tsy mbola nandre ny hafatra, fianarana fanampiny
Dec 08, 2023
1 - Matokia Azy amin39;izay miseho rehetra 2 - Fanafody olitra amin39;ny laisoa 3 - Mahaiza mamindra fo sy manampy ny hafa 4 - Constipation 5 - Mihoatra ny fetra
Dec 07, 2023
1 - Tanteraho izay nolazainao 2 - Fiadanan'i Kristy 3 - Aoka tsy hisy hanao tsinotsinona anao 4 - Mampahafantatra ilay Andriamanitra vaovao
Dec 06, 2023
1 - Sambatra ny madio am-po 2 - Fiadiana amin'ny aretim-bavony 3 - Fitsarana marina (VI) - afaka manao fahagagana ny Devoly 4 - Fametraha ny maha-izay sy ny fahatokisan-tena. 01 5 - Ny Apostoly Paoly sy ilay Andriamanitra tsy fantatra
Dec 05, 2023
1- Mandraisa lesona eo amin39;ny fiainana 2- Manoloana ny sakana aza kivy 3- Sambatra ny madio am-po (Fizarana voalohany) 4- Natumad Fomba atao ahazoana masomboly voafantina (fizarana faharoa) 5- Paoly tao Atena
Dec 04, 2023
1 - Miambena fa ny devoly toy ny liona mierona 2 - Isaia toko fahaenina 3 - Andron39;ny Tompo II 4 - Tokatrano anjakan39;ny fahasambarana 5 - Mamita iraka amin’ireo izay tsy mbola nandre ny hafatra: fizarana 1
Dec 02, 2023
1 - Aoka ho mahatoky @ kely dia Hanapaka ny be 2 - Baiboly fototry ny fahalalana 3 - Fitiavan39;Andriamanitra 4 - Fahaiza-mifandray 2 5 - Ny iraka ataon-tsika any ami39;ireo olona manan-kery sy fahefana, fianarana fanampiny
Dec 01, 2023
1 - Mbola hatsangana izay maty ao @ Tompo 2 - Lagalim-boatabia 3 - Izaho sy ny raha raty hiainako 4 - Vavony izay tsy mahalevon-kanina 02 5 - Mamita ny iraka amin39;ireo manana ny maha-izy azy
Nov 30, 2023
1 - Ekeo ny fahotanao 2 - Madio sy milamina 3 - Fitiavana tsy miova 4 - Mijere lafitsaran-javatra 5 - Miasa amin39;ireo mpanakarena
Nov 29, 2023
1 - Ny zavatra rehetra dia hain39;Andriamanitra 2 - Fisorohana ny aty mivonto sy aty marary 3 - Fitsarana marina (V) - 4 - Fametrahana ny tafo eo @ zatovo 5 - Nijoro vavolombelona amin39;ireo manampahaizana
Nov 28, 2023
1- Misaotra Jesosy noho ny fitiavanao 2- Fihavanana 3- Hery sy fahasoavana avy amin39;ny fanatrehan39;i Jesosy 4- Natumad Fomba atao ahazoana masomboly voafantina 5- Namàna
Nov 27, 2023
1- Inona no avalinao ny fitiavana 2- Mofo katsaka 3- Ampandrosoy Izy 4- - Tmg - Razafimahery Zaka - (Manova fiainana ny AWR ) & Tmg Oniniaina (Mpankafy AWR) 5- Ny asan39;Andriamanitra tamin39;i Nebokadnezara
Nov 26, 2023
1 - Tsy misy adinon39;Andriamanitra 2 - Isaia toko fahadimy 3 - Andron'ny Tompo 4 - Ahoana ny amin'ny Alahady 5 - Ny iraka ataon-tsika any ami39;ireo olona manan-kery sy fahefana
Nov 25, 2023
1 - Medaly volamena 2 - Baiboly fototry ny fahalalana 3 - Iza no hanakodia ny vato 4 - Fahaiza-mifandray 5 - Mamita ny iraka amin39;ireo mila fanampiana fianarana fanampiny
Nov 24, 2023
1 - Fiainana azo antoka 2 - Tamotamo sy Voandelaka 3 - Tontolo iainana 25 (miankina @ fitondran39;Andriamanitra) 4 - Vavony izay tsy mahalevon-kanina 5 - fitiavana lehibe kokoa
Nov 23, 2023
1 - Mamela ny heloky ny tenanao fa aza mivarilavo 2 - Toetra tsara 3 - Zavatra 7 mampiavaka an39;i Jesosy 3 4 - Fitrandrahana hevitra ho lasa asa 03 5 - Manampy ireo mijaly
Nov 22, 2023
1 - Teny mampahery no aoka aloaky ny vavanao 2 - Fampiasana lavapiringa 3 - Fitsarana marina (04) - Vetivety ny fahoriana 4 - Didy 12 Ray aman dReny sy ny mpanabe 03 5 - Mamita ny iraka amin39;ireo Mila fanampiana
Nov 21, 2023
1- Raha te hahazo voankazo de tsy tokony hatahotra hianika hazo 2- Ny vola sy ny rariny 3- Aza manana Andriamanitra hafa 4- Fomba fambolena ara-boajanahary + Tena misy ny olona mila fanampiana
Nov 20, 2023
1- Aza manandrana ny efa nandrarana 2- Glace sucette vita amin';ny manga sy yaourt 3- Fitoeran-tongotra 4- Rasolomanajato Tolojanahary - fenoarivo Est- tmg ny niovany fo ho an'ny Tompo 5 - Ny finoan39;ireo namana
Nov 19, 2023
1 - Modia amin'izay 2 - Isaia toko fahaefatra 3 - Herezo 4 - Faminaniana azo antoka fizarana fahaefatra 5 - Mamita ny iraka amin39;ireo mila fanampiana
Nov 18, 2023
1 - Miala @ fahazaran-dratsy 2 - Andraikitra sy adidy ateraky ny fanambadiana 3 - Ho lasa kintana 4 - Aiza no hahitana fahasambarana 5 - Mamita ny iraka amin39;ny namako, fianarana fanampiny
Nov 17, 2023
1 - Mankasitraka sy mahatoky ny fitantanan39;Andrimanitra 2 - Fomba telo hiadiana amin39;ny voalavo 3 - Izaho sy Zanahary 4 - Ny Fampiasam-batana III 5 - Ny tataran'ilay Samaritana tsara fanahy amin39;izao andro izao
Nov 16, 2023
1 -Zaro @ lalana tokony alehany ny zanakao 2 - Diso hevitra aho 3 - Zavatra 7 mampiavaka an39;i Jesosy 2 4 - Fitrandrahana hevitra ho lasa asa 02 5 - Mitia ny hafa tahaka ny tenantsika
Nov 15, 2023
1 - Aza miandry valisoa vao manao soa fa ataovy toy ny an39;ny Tompo 2 - Fialana @ sigara sy sinusite 3 - Fitsarana marina (III) - mbola tsy tara 4 - Ny fihavanana 02 5 - Mba handovana ny fiainana mandrakizay
Nov 14, 2023
1- Atomboy aminao ny fanovana 2- Ny vola sy ny rariny 3- Afaka tonga Zanak'Andriamanitra hianao 4- Toro-hevitra ho an'ny taom-pambolena Fizarana faharoa 5- Ny fomba fiasan39;i Jesosy sy ny valin-teniny
Nov 13, 2023
1- Mivavaha amin39;ny fo madio ka aza mitsahatra 2- mofomamy miraondraona 3- Mahafantatra Azy 4- Rasolomanajato Tolojanahary - fenoarivo Est- tmg ny niovany fo ho an39;ny Tompo 5- Ilay fanontaniana manan-danja
Nov 12, 2023
MLGTN_AWRx_20231110_6
Nov 10, 2023
MLGTN_AWRx_20231109_5
Nov 09, 2023
MLGTN_AWRx_20231108_4
Nov 08, 2023
MLGTN_AWRx_20231107_3
Nov 07, 2023
1 - Mahereza mianara miantehitra amin' Andriamanitra 2 - Mahatsiarova - Fampidirana 3 - Antso ho amin'ny fifohazana marina 4 - Isan'ny ankohonan'Andriamanitra ianao 5 - Ireo fialan-tsiny tsy hanatanterahana ny iraka
Oct 28, 2023
1 - Feon-kiran-devoly 2 - Ny maha Andriamanitra an'i Kristy 3 - Mankaiza ny maty 4 - Fahaiza-mifandray 5 - Miara-miasa amin'Andriamanitra, fianarana fanampiny
Oct 27, 2023
1 - Ny mampiavaka ny hendry @ adala 2 - Zezi-pako fiz II 3 - Minoa an';i Jesosy 4 - Volo 2 Dr Harizava 5 - Ireo fialan-tsiny tsy hanatenterahana ny iraka
Oct 26, 2023
1 - Ataovy izay azonao atao, ankino amin'i Jehovah izany 2 - Ny fanajana 3 - Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah 4 - Fomba ahitana fahombiazana 2 5 - Ny asa nanirahana an'i Abrahama
Oct 25, 2023
1 - Tsy mahavita ninoninona hianao raha misaraka amiko 2 - En Bonne humeur 3 - Miomana ho any an-danitra 13 - 4 - Ray aman-dreny mpanapatra fahefana 5 - Ny toe-tsaina votom-bavaka nananan'i Abrahama
Oct 24, 2023
1- Aza mora kivy @ tsy fahombiazana 2- Ny safidy sy ny fanapahan-kevitra 3- Fahamarinan' Andriamanitra 4- Fambolena zanak'anana ambony latabatra B 5- Ny fitiavan'i Abrahama ny olona rehetra
Oct 23, 2023
1- Aoka hampahery ny fihetsikao sy ny fiteninao 2- Sirop vita amin39;ny mananasy 3- Ala- nenina 4- Pst LOVA Ambijanandriana sy Ambatomena ( Antsirabe )- Mampiasa ny fandaharana AWR hamakina Lay 5-Ny fanomezam-pahasoavan'ny fampiantranom-bahiny
Oct 22, 2023
1 - Ampitahainao amin'iza ny fahafahan'Andriamanitra manampy anao 2 - Ny omby vavy 3 - Fahombizana tsara lavitra 4 - Ny Mozika fiz 2 5 - Ny antson39;Andriamanitra ho amin39;ny iraka fianarana fanampiny
Oct 20, 2023
1 - Katsaho ny tena fahasambarana 2 - Fiompiana trondro an-tanim-bary 05 3 - Tontolo iainana 23 4 - Fiatrehana aretim-bavony RGO( Dr Kackie) 5 - Manomboka eo @ toerana misy anao
Oct 19, 2023
1 - Manaova fihaingana vaovao 2 - Asa famonjena 3 - Fiainana mifanaraka amin'Andriamanitra fizrana faha 3 4 - Iza no namako 5 - Ny Fiangonana voalohany sy ny fahazarany
Oct 18, 2023
1 - Mpamonjy mora azo indrindra 2 - Ny fahasalaman'ny ati-vava 2 3 - Aiza moa Hianao (IV) Aoka ho feno fitiavana 4 - Didy 12 Ray aman dReny sy ny mpanabe 04 5 - Ny antso natao tamin'i Abrahama
Oct 17, 2023
1- Itokiso ilay Andriamanitra mahery amin39;ny ady atrehanao 2- Fifanajana (Fizarana faharoa) 3- Fa izy mahalala izay efa hataony 4- Tombotsoa entin39;ny compost 5- - Ho tonga fitahiana ho an39;izao tontolo izao
Oct 16, 2023
1- Azon'Andriamanitra hitokisana ve ianao 2- Mofomamy amin'ny voankazo 3- Voafidy sy voahosotra 4- Pst Lova - Ambohijanandriana sy Ambatomena ( Antsirabe )- 5- Mandeha lavitra, ivelan'ny faritra mahazatra antsika
Oct 15, 2023
1 - Tonga Jesosy mitady ireo izay maniry ho vonjena 2 - Mpitoriteny toko faha roambin39;ny folo 3 - Iza no nanova? fizarana faharoa 4 - Arivo taona any an-danitra 5 - Ny antson39;Andriamanitra ho @ iraka
Oct 14, 2023
1 - Tahaka ny fampiasa finday ve ny fampiasa Baiboly 2 - Ny Natiora 3 - Ny nofy 4 - Ny Mozika 5 - Ny asa ,a,orahan39;Andriamanitra antsika fizarana faharoa, fianarana fanampiny
Oct 13, 2023
1 - Soloy fitiavana ny fitsaratsarana 2 - Fiompiana trondro an-tanim-bary fizarana fahaefatra 3 - Matokisa ny fiverenan'i Jesosy fanindroany 4 - Ny Maso (Fizarana Faharoa) 5 - Izao tontolo izao, sehatra anatanterahana ny iraka
Oct 12, 2023
1 - Mivavaha dia matokia an39;Andriamanitra 2 - Karakaraiko ny tenako 3 - Fiainana mifanaraka amin39;ny drafitr39;Andriamanitra 2 4 - Fiomanana fanambadiana 04 5 - Ny vahoakan39;Andriamanitra fitaovana hoentina mamita iraka.
Oct 11, 2023
1 - Kristianina marina ve ianao sa kristianina anarany fotsiny 2 - Ny fahasalaman39;ny ati-vava 1 3 - Aiza moa Hianao (III) 4 - Didy 12 ray aman dreny sy ny mpanabe 03 5 - Hafatra Torina ny filazantsara mandrakizay
Oct 10, 2023
1- Mifampivavaha mba ho sitrana ianareo 2- Fifanajana (Fizarana voalohany) 3- Ny Tompo no manao ny asa 4- Famindrana zanak'anana 5- Ivon'ny iraka
Oct 09, 2023
1- Tongava aminao araka izay irinao 2- Mangahazo matsiro 3- Avy Izy 4- Vololomalala Ihosy & Merline Toliara ( mpihaino mampihaino AWR) 5- Ilay niandohan'ny iraka
Oct 08, 2023
1 - Ny zavatra rehetra dia hain39;Andriamanitra 2 - Mpitoriteny toko faha 11 3 - Iza no nanova? 4 - Rahoviana Kristy no hoavy indray ? 5 - Ny asa nanirahan39;Andriamanitra antsika fizarana faharoa
Oct 07, 2023
1 - Izay hampandroso sainina sy atao 2 - Ny Mariage, fizarana fahatelo 3 - Maria sy Elizabeta 4 - Fotoana voatokana ho an39;ny mpianakavy, fizarana faharoa 5 - Ny asa nanirahan39;Andriamnitra antsika, fianarana fanampiny
Oct 06, 2023
1 - Afaka manova anao Jesosy 2 - Fiompiana trondro an-tanimbary fizarana fahatelo 3 - Tontolo iainana 22 4 - Ulcere gastrique ( Dr Jokebeda) 5 - Ilay Andriamanitra izay ho avy indray ho antsika
Oct 05, 2023
1 - Katsaho ny tena fahasambarana 2 - Aleoko ihany voakapoka 3 - Fiainana mifanaraka amin39;ny drafitr39;Andriamanitra 4 - Fiomanana @ fanambadiana 03 5 - Ilay Andriamanitra momba antsika hatrany
Oct 04, 2023
1 - Tsarovy mandrakariva ny nahafatesan'i Jesosy ho anao 2 - Fanalana poizina anaty vatana 3 - Aiza moa Hianao (II) (Androm-pahasoavana izao) 4 - Didy 12 ray aman dreny sy ny mpanabe 02 5 - Ilay Andriamanitra tonga iray amintsika
Oct 03, 2023
1- Mitiava, manomeza mamela toa an39;Andriamanitra 2- mamboly sy mikolo ny toetra ho tsara 3- Ny anio ihany no anao ( Fizarana faharoa ) 4- Fambolena zanak39;anana ambony latabatra 5- Ilay Andriamanitra maniry homba antsika
Oct 02, 2023
1- Ianareo no epistily velona 2- Flan vita ami39;ny korizety 3- Telo Zay Iray 4- Vololomalala Ihosy & Merline Toliara ( mpihaino mampihaino AWR) 5- Ilay Andriamanitra mitady antsika
Oct 01, 2023
MLGTN_AWRx_20230930_7
Sep 30, 2023
1 - Raiso avokoa ny fiadian39;Andriamanitra rehetra 2 - Mariage, fizarana faharoa 3 - Zava_ mahadomelina vaovao 4 - Fotoana voatokana ho an39;ny mpianakavy 5 - Ny vontoatin39;ny Efesiana, fianarana fanampiny
Sep 29, 2023
1 - Aoka hiaina am-pifaliana fa aza miferin'aina 2 - Fiompiana trondro an-tanim-bary fizarana faharoa 3 - Matahora an39;Andriamanitra, fizarana faharoa 4 - ZIXWAB -Ny Maso (Fizarana voalohany) 5 - Ny firaisana eo @ Jiosy sy ny Jentilisa
Sep 28, 2023
1 - Fitiavana sy famelan-keloka 2 - Mba tiako anie ry Neny e 3 - Fiomanana amin39;ny fanambadiana 02 4 - Iray ny finoana 5 - Mandeha araka ny fiainana kristiana
Sep 27, 2023
1 - Maniry hamela sy hanova anao Izy 2 - Vahaolana amin39;ny tsy fahampiana vy sy tsy fahampiana ra 3 - Maniry hamela sy hanova anao Izy 4 - Didy 12 ray aman dreny sy ny mpanabe 5 - Fiangonan39;ilay Andriamanitra velona isika
Sep 26, 2023
1- Fitaka ny miseho ivelany 2- Miezaha dia manana toky amin'izay atao 3- Ny anio ihany no anao ( Fizarana Voalohany ) 4- Natumad - Ady @ aretina mpahazo ny voly 5- Ilay ady lehibe hifanaovan39;ny tsara sy ny ratsy
Sep 25, 2023
1- Miara-miady aminao Jehovah 2- Lasopy Anananambo sy legumes miaro vomanga 3- Ohatrinona 4- Fanazavana ny Yeshua 5- Ny votoanton'ny Bokin39;ny Efesiana
Sep 24, 2023
1 - Tsy hanary mandrakizay ny Tompo 2 - Mpitoriteny toko fahasivy 3 - Tsy miova Jehovah 4 - Tsiambaratelon39;ny fiadanana 5 - Ny vontoatin39;ny Efesiana
Sep 23, 2023
1 - Sambatra izay mahatoky sy mankasitraka ny fitondran'Andriamanitra 2 - Mariage fizarana voalohany 3 - Jesosy iza no inoanao 4 - Fotoam-pivavahana ho an39;ny fianakaviana 5 - Lesona faha 13 fianarana fanampiny
Sep 22, 2023
1 - Tandremo sao diso lalana raha maniry hiadana 2 - fiompiana trondro an-tanim-bary fizarana voalohany 3 - Miorena tsara 4 - Fampihenana lanja (Dr Mahay Tia) 5 - Mivavaka eo an-tanim-piadiana
Sep 21, 2023
1 - Mivavaha fa hanao zava-dehibe Jehovah 2 - Tahak'izay aho nandefitra 3 - Iza Jesosy 01 4 - Fiomanana @ fanambadina 01 5 - Apinga sy fiarovan-doha ary sabatra
Sep 20, 2023
1 - Mampianara anay hanisa ny andronay 2 - kohoka sy Asthme 3 - Iza moa Atra X ( Mandosira fakam-panahy) 4 - Didy 12 ray aman dreny syny mpanabe 01 5 - Kiraro, ny Fiangonana mampanjaka ny fiadnana
Sep 19, 2023
1- Tsy irery ianao 2- Miantso anao mba hitsahatra kely vetivety Jesosy 3- Fambolena Soja -Natumad 4- Fiadian39;Andriamanitra (Fehikibo sy fiarovan-tratra)
Sep 18, 2023
1- Izay afafy no jinjaina 2- Potatoe salad 3- Araraoty 4- Fanazavana ny Yeshua 5- Mampanjaka ny fiadanana
Sep 17, 2023
1 - Famintinana Alasaron'ny faminaniana ao @ Baiboly
Sep 16, 2023
1 - Tsy hitan'ny maso nefa tsapan'ny fo 2 - Hery mifanandrina
Sep 15, 2023
1 - Vahoakan’Andriamanitra sisa, fizarana faharoa
Sep 14, 2023
1 - Ampy ho an'ny andro ny ratsy miseho eo aminy 2 - Vahoakan’Andriamanitra sisa, fizarana voalohany
Sep 13, 2023
1- Amin' Andriamanitra irery no tena misy fiainana 2- UBP-13 B - Fihaingana vaovao ho an’ny fiainanao manokana - Fizarana faharoa
Sep 12, 2023
1- Apetraho eo amin'i Jesosy ny tanjonao 2- UBP-13 A - Fihaingana vaovao ho an’ny fiainanao manokana- Fizarana Voalohany
Sep 11, 2023
1 - Aza manandran-doza 2 - Ilay vehivavy janga
Sep 09, 2023
1 - Hitahy anao anie ilay Raintsika ao an-danitra 2 - Micro Puce sa vaksiny ny mariky ny bibidia, fizarana faharoa
Sep 08, 2023
1 - Ataovy amin'ny hafa izay tianao hatao aminao 2 - Ny haben'ny zava-madinika 3 - Micro Puce sa vaksiny ny mariky ny bibidia fizarana voalohany
Sep 07, 2023
1 - Afaka manova anao Jesosy 2 - Tena misy ve ny afobe? fizarana faharoa
Sep 06, 2023
1- Minoa, manana fanantenana ary aza miala amin'Andriamanitra 2- UBP-09 A - Tena misy ve ny afobe- Fizarana voalohany
Sep 05, 2023
1- Matokia azy na sarotra aza ny manjo 2- UBP-08 B - Miafikafina ve ny fiavian’i Jesosy fanindroany - Fizarana voalohany
Sep 04, 2023
1- Inona no zava-dehibe indrindra eo amin'ny fiainana 2- UBP-8A - Miafikafina ve ny fiavian’i Jesosy fanindroany - Fizarana voalohany
Sep 03, 2023
1 - Tena maty ve ny maty, fizarana faharoa
Sep 02, 2023
1 - Manàna fahasahiana tsara 2 - Tena maty ve ny maty, fizarana voalohany
Sep 01, 2023
1 - Mieritrereta aloha vao miteny 2 - Ny fisandohana fizarana voalohany
Aug 30, 2023
1- Ilay Ray azo antoka ao ambony ao 2- 09- UBP-05 A - Ny Tena tombokase marina avy amin’Andriamanitra- Fizarana Voalohany
Aug 28, 2023
1 - Modia fa miandry anao Aho 2 - Ireo fitsipika folon’ny olon’afaka, fizarana voalohany
Aug 26, 2023
1 - Tsy miseo ivelany ny maha izy anao fa avy ao anaty 2 - Ireo fampitandremana nomen’Andriamanitra mialoha, fizarana faharoa
Aug 25, 2023
1 - Ataovy tsara ny asanao 2 - Ireo fampitandremana nomen’Andriamanitra mialoha, fizarana voalohany 3 - Aoka ho fenoina ny Fanahy Masina
Aug 24, 2023
1 - Tsy ho menatra izay mino Azy 2 - Ireo famantaranan fizarana faharoa 3 - Tombony fanararaotra
Aug 23, 2023
1- Tena namana ve aho 2- 3- UBP-2A - Ireo famantarana Fizarana voalohany 3- Mifohaza hianao izay matory
Aug 22, 2023
1- Ekeo ny tsy mety ataonao 2- 02- UBP-1B - Efa nambara mialoha ny ho avy - Fizarana faharoa 3- Mandeha tahaka ny zanaky ny mazava
Aug 21, 2023
1 - Mamela ny helontsika rehetra Andriamanitra 2 - Mpitoriteny toko fahavalo 3 - tsy miova Jehovah 4 - Drafi- panavotana 5 - Miaina am-pahendrena
Aug 19, 2023
1 - Mangataha ,mitadiava 2 - Ny fifandraisan'ny fivavahana Kristiana sy Silamo, fizarana-2 3 - Sangan'asan`Andriamanitra 4 - Aiza ny ondry tsara tarehy, fizarana-2 5 - Fiainana araka an'i Kristy, fiteny feno fahamasinana, fianarana fanampiny
Aug 18, 2023
1 - Fa aoka ho mpankatoa ny teny ianareo 2 - Ramerina ( Pilo-Taretra ) Tech Fanjanirina 3 - Matahora an'Andriamanitra fizarana voalohany 4 - ZYXWAB - Ny fihomehezana sy ny fifaliana amin'ny fiainana 5 - Halemem-panahy fa tsy fo lentika
Aug 17, 2023
1 - Aza menatra ny maha kristiana anao 2 - Ny atao hoe fahazarana tsara sy ratsy 3 - Iza Jesosy fizarana voalohany 4 - Fifandraisan'ny tanora sy ny Ray aman-dReny 5 - Ny asan'ny Fanahy Masina eo @ fiainan'ny mpino
Aug 16, 2023
1- Mandehana amin'ny fahendrena, 2- Ny tombotsoan'ny fisafoana Fizarana faharoa 3- Iza moa Andriamanitra Fizarana faha sivy 4- Toro-hevitra fanabeazana ankizy fizarana fahefatra 5- Fiteny mampandroso ny firaisana sy mitondra fahasoavana
Aug 15, 2023
1- Mpandresy ianao 2- - Manatratra ny idealy 3- Miandry sy mino izay rehetra lazain'i Jesosy Fizarana faharoa 4- - Lalàna fototra mifehy ny fambolena voajanahary Fizarana faharoa 5- Fitafiana vaovao tanteraka
Aug 14, 2023
1- Ampiasao ny tafiodrivotra hiakarana ambony kokoa 2- Karepoka vomanga 3- Ny lalany 4- Teknisiana Nirina Honorée & Elian - fambolena anaty sachet 5- Ny fitotonganana sy ny vahaolna netin'Andriamanitra
Aug 13, 2023
1 - Mankany amin'ilay Raintsika 2 - Mpitoriteny toko fahafito 3 - Ny andron'ny Tompo fizarana faharoa 4 - Hery mifanandrina 5 - Fiainana araka an'i Kristy, fiteny feno fahamasinana
Aug 12, 2023
1 - Miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra 2 - Ny fifandraisan'ny fivavahana Kristiana sy Silamo 3 - Afaka miresaka amin`Andriamanitra ve isika 4 - Aiza ny ondry tsara tarehy 01 5 - Ny firaisana ao @ tenan'i Kristy, fianarana fanampiny
Aug 11, 2023
1 - Mpamela heloka sy mpanafaka Andriamanitra 2 - Ady amin'ny ramerina ( Hagy-Tangilotra-Saopy ) 3 - Rindrina mahagaga IV 4 - ZYXWAB - Ny Stress sy ny vahaolana iatrehana azy 5 - Hitombo ho @ izay loha, dia Kristy
Aug 10, 2023
1 - Finoana sy asa 2 - Fialan-tsasatra vita tsara 3 - Ny hazofijaliana no hamotika ny fahotana 4 - Karakarao ny hoavinao 02 5 - Fanomezana avy amin'i Jesosy
Aug 09, 2023
1 - Manaova ny marina mandrakariva 2 - Ny Fisafoana 01 3 - Iza moa Atra VIII 4 - Toro-hevitra fanabeazana ankizy 03 5 - Kristy nasandratra ilay mpanome fanomezam-pahasoavana
Aug 08, 2023
1- Mandalo ny eto, mahaiza manararaotra 2- Ny tahotra - Fizarana Fahatelo 3- Miandry sy mino izay rehetra lazain'i Jesosy Fizarana voalohany 4- Lalàna fototra mifehy ny fambolena voajanahary Fizarana voalohany 5- Iray ao amin'I Kristy
Aug 07, 2023
1- Aza laniana amin'ny menomenona sy fijerena ny lafiratsin-javatra ny fiainanao 2- Sardine natono miaraka @ lasaosy maintso 3- Zanaka tiana 4- Teknisiana Nirina Honorée & Elian - fambolena anaty sachet 5- Iray ny Fanahy
Aug 06, 2023
1 - Anjara lovanao 2 - Mpitoriteny toko fahaenina 3 - Ny andron'ny Tompo 4 - Andriamanitra Fanahy Masina 5 - Firaisana ao @ tenin'i Kristy
Aug 05, 2023
1 - tombam-bidin'ny Baiboly 2 - Velona jesosy 3 - Manaiky Aho 4 - Ny naman'ny zanakao 5 - 5 - Zava-miafin'ny filazantsara, fianarana fanampiny
Aug 04, 2023
1 - Izay mandinika ahita soa, matokia an'i Jehovah dia ho sambatra 2 - Ady @ fositra fotsy 3 - Ny olon'Andriamanitra dia manao ny sitrapony fiz faharoa 4 - Exercice physique 5 - Voninahitra ao @ Fiangonana sy ao @ Kristy Jesosy
Aug 03, 2023
1 - Maniry te ho namanao 2 - Manaova ny marina 3 - Avy aiza ny ratsy 4 - Karakarao ny hoavinao 5 - Kristy manjaka ao am-ponao
Aug 02, 2023
MLGTN_AWRx_20230801_3
Aug 01, 2023
1- Fitiavan-janaka fara-tampony 2- Ny tahotra - Fizarana Faharoa 3- Manana drafitra maty paika ho an'ny fiainanao Jesosy 4- Otrik'aina tsy maintsy ilaina 5- Ilay zava-niafina ela tao amin'ny Filazantsara
Jul 31, 2023
1- Raiso ny hazavana dia amparitao 2- Mofo tampo-tsatroka 3- Aiza no hialako 4- Sakafo sy ny fahelana-velona 5- Filazantsara - Zava-miafina
Jul 30, 2023
1 - Mankanesa aty amiko hianareo zay miasa fatratra 2 - Mpitoriteny toko fahadimy 3 - Ny Apostoly sy ny Sabata 4 - Sakafontsika anio 5 - Ny zava-miafin'ny filazantsara
Jul 29, 2023
1 - Angataho ny fanampian'Andriamanitra rehefa miatrika olana 2 - Jesosy sy ny hazo fijaliana 3 - Ireo varavarana roa 4 - Angovo entin'ny sakafo 5 - Fanavotana marin-drano, fianarana fanampiny
Jul 28, 2023
1 - Ny herin'ny fiaraha_miasa 2 - Fitahirizana voamaina, fiz faharoa 3 - Rindrina mahagaga III ( Andriamanitra Mpiaro) 4 - Ny tsara ho fantatra 5 - Ny Fiangonana tempoly Masina
Jul 27, 2023
1 - Manàna risim_po dia vitao hatramin'ny farany 2 - Tsiky manova zavatra 3 - Tonga teto ny ratsy 4 - Misakafoana tsara 5 - Jesosy ilay mpitory fiadanana na fihavanana
Jul 26, 2023
1 - Soraty @ vato ny zavatra tsara 2 - Fitsipika volamena 3 - Iza moa Atra VI 4 - Otrik'aina avy amin' ny sakafo 5 - Mandrava ny efitry ny fisarahana
Jul 25, 2023
1- Mahaiza mamantatra sy manaja ny olona manodidina anao 2- Ny safidy sy ny fanapahan-kevitra 3- Maraina vaovao - Fizarana Fahefatra 4- Sokajin-tsakafo 5- Fihavanana , fanomezana avy amin'ny Hazofijaliana
Jul 24, 2023